Actualités

Miaina ao anaty lanonana fanatanterahana ny sambatra


  • Alarobia 08 Oktobra 2014

efa nanomboka tamin’ny 3 oktobra teo ka hitohy hatramin’ny 31 oktobra ny any Mananjary.

Tena tafaroboka fatratra ao anatin’ny fikarakarana manontolo ireo tanora any an-toerana ka tsy tanteraka ny fikasana hanatanteraka lalao ady totohondry, hoy ny tompon’andraikitra.

Hanomboka anio alakamisy 8 oktobra hitohy rahampitso zoma 9 etsy amin’ny « Espace Vatomanga » ny Fihaonambem-pirenena voalohan’ny Depositaires de médicament eto Madagasikara tarihan’ny filoha nasionaliny Razanajatovo Andrianimerina Hobiana araka ny lohahevitra «  Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy vita tsy hifanakonana  ».

Krôsy NO TOBACCO, hazakazaka anaty ady amin’ny fifohana sigara karakarain’ny tanànan’Antananarivo ho tanterahina etsy amin’ny manodidina ny Lapan’ny tanàna etsy Analakely ny 11 oktobra 2014 manomboka amin’ny 7 ora 30 maraina. Fa araka ny didim-pitondrana lah.29511/2013 dia tsy azo atao ny mifoka sigara anaty trano fiasana, eny anaty fiara fitaterana, anaty toerana mihidy na mihidy amin’ny ampahany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT