Raha mbola resabe ao Sambava ny namotsoran’ny Fitsarana ilay Ben’ny tanŕna iray voarohirohy no nanolan-jazavavy 14 taona, tokony ho niadina BEPC ny 2014 teo, dia
zazavavy kely iray vao 8 taona indray no nisy nanolana tao Menagisa omaly. Lehilahy sahabo ho 35 taona no nahavanon-doza. Omaly ihany dia efa voasambotra ity farany ary efa eo am-pelatanan’ny polisy anaovana famotorana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.