Actualités

Mbola Ramanantsoa - Ambohimalaza Omeo ny hajany ireo ben'ny tanŕna voafidy


  • Sabotsy 10 Oktobra 2015

Omeo ny lanjany sy ny toerana misy azy amin’izay fa tsy atao anjorom-bala hatrany tahaka ny teo aloha izahay ben’ny tanŕna voafidim-bahoaka, hoy i Mbola Ramanantsoa ben’ny tanŕna voafidy tao amin’ny kaominina Ambohimalaza.

 

Fanindroany izao ny tenany no voafidy ho eo amin’io toerana io saingy niova kely kosa ny firehana nanohana azy. Tsy miankina teo aloha fa lasa HVM ankehitriny. Efa tena mahafantatra ny zava-misy ao amin’ity kaominina ity ny tenany amin’ny maha “redoublant” azy ka sahy nanambara fa hatreto aloha dia tsy mipetraka izany fampandrosoana izany ao amin’ity kaominina tantanany ity fa tokony  hanampy amin’ny fanatanterahana ny vinan’asa rehetra napetraka ny fitondrana foibe fa tsy mihamina fotsiny amin’ny fanentanana mahazatra azy. Aza hadinoina, hoy izy, fa manana andraikitra ny hanala ny fahasahiranam-bahoaka amin’ny lafim-piainana rehetra ny ben’ny tanàna  ary tena mpanelanelana ny fitondrana sy ny vahoaka koa amin’ny ankapobeny.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT