Actualités

Mbola misy Fanjakana ve eto e ?


  • Zoma 04 Martsa 2016

Fa inona loatra no mitranga eto amin’ny tanàna eto ry Jean a ? Dia sanatria ve ka toy ny tany voaozona ity Dago ity,


 ka isehoan’izao zava-doza rehetra izao. Aiza ve ry Jean ka dia samy Gasy izao dia hifampitifitra fotsiny ankitsirano izao noho ny resaka tombontsoa manokana, nefa ny afitsoky ny dahalo aza fa tsy hita izay hanaovana azy. Dia jereo ireny nitranga tany Maroantsetra omaly ireny. F’angaha misy miraharaha izay didy avoakan’ny Fitsarana izany ry Jean. Irotahan’ny olona fotsiny izao anie, vao tsy mifanaraka amin’ny erireriny e. Fa ahoana no mahatonga an’izany ry Jean a ? Mbola misy Fanjakana ihany ve eto, sa efa tena fanjakan’i Baroa e ?

Marco

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT