Actualités

Masoivoho Frantsay Nanampy ireo traboina


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo tra-boina vokatry ny rivo-doza Chedza. Omaly dia tonga nanatitra ny anjara birikiny ny avy eo anivon’ny masoivoho Frantsay miasa sy monina eto amintsika. Lelavola mitentina 100 tapitrisa ariary no nomen’izy ireo tamin’izany

 

. Raha ny voalazan’ny mpitondra tenin’izy ireo dia tafiditra ao anatin’ilay fanampiana vonjy maika ity natao ity vokatry ny antso avo nataon’ny praiminisitra. Tetsy ankilany raha ny nambaran’ny mpandrindra nasionaly eo anivon’ny birao misahana ny fandrindrana ny loza voajanahary dia ny tranolay sy ireo sakafo ilaina amin’ny fiainana andavanandro no tena hampiasana ireo vola voaray ary manerana an’i Madagasikara no hizarana azy.

Tojo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT