Actualités

Mascar Andravoahangy Polisy nidaroka mpitaingina moto


  • Alakamisy 13 Novambra 2014

Mpitaingina moto iray no nitsikasina tamin’ny tany tetsy Andravoahangy omaly maraina.

Raha ny nambaran’ireo nanatri-maso dia  nosakanan’ilay mpitandro ny filaminana ranamana ka tsy nety nijanona noho izy tsy nanao aroloha.  Hany herin’ilay polisy dia  nandaka  ilay mpitaingina moto ka izay no nampijanona azy. Tsy vitan’izay fa vokatr’ilay daroka  dia nandona ilay fiara teo alohany ihany koa ilay moto ka vao mainka nampitombo ny fahavoazana. Tsy sahy nanao na inona na inona moa ireto olona tompon’ny fiara  ka niala maina. Ilay mpitondra moto kosa tsy fantatra izay niafaran’ny resaka nataony tamin’ilay polisy. Ny fahitana ny fizotry ny raharaha dia niakatra afo ilay mpitandro ny filaminana ka mety ho sarotra ny fifandaminana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT