Actualités

Marovoay – Bemanonga Notafihin’ny dahalo 11 lahy


  • Alakamisy 18 Febroary 2016

Mirongatra ny asan-jiolahy ao amin’ny Kaominina Bemanonga, Distrikan’i Morondava.

 

Mandry andriran’antsy ny mponina. Ny alin’ny talata hifoha ny alarobia teo dia notafihin’ny dahalo 11 lahy ny tanànan’i Marovoay. Lasa tamin’izany ny omby niisa 31. Nanao fanarahan-dia ny Fokonolona, nalaky tonga ihany koa ny polisy sy ny miaramila nanampy azy ireo. Tafaverina ny 30 tamin’ireo omby, tsy hita kosa ny iray. Tafaporitsaka ireo dahalo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT