Actualités

Marc Ravalomanana Niara-paly tamin'ireo mpiambina azy


  • Sabotsy 03 Janoary 2015

Nankalaza ny fetin'ny faran'ny taona sy ny fitsenana ny taom-baovao 2015 tao amin'ny trano fonenany tetsy Faravohitra ny filoha Marc Ravalomanana mianankavy

Niavaka ity fety ity satria dia niara-paly tamin'ireo mpitandro ny filaminana mpiambina azy izy ireo. "Faly aho tena faly mankalaza ny fety miaraka aminareo", hoy i Dada. Notoloran'i Neny Lalao Ravalomanana sôkôla ho mariky ny fankalazana ny fety ihany koa izy ireo. Ny alakamisy 01 Janoary 2015, taom-baovao, tokony ho tamin’ny 6 ora maraina, kosa dia tonga teo Faravohitra ny tarika Rakoto Frah Junior, nanao fitafy mpihira gasy, niarahaba azy mivady nahatratra ny Asaramanitra. Endrika faly sy miramirana no tazana teny amin’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT