Actualités

Marc Ravalomanana Any Antsiranana ireo mpisolovavany telolahy


  • Alatsinainy 24 Novambra 2014

Any Antsiranana avokoa ireo mpisolovava telolahy, mandray an-tanana ny fiarovana ny filoha Marc Ravalomanana, dia ilay teratany afrikanina tatsimo Brian Currin sy ireo

mpisolovava Malagasy isany Désiré Randrianarivelo sy Hasina Andriamadison. Midika ve izany fa hanomboka ny famotorana ity filoha teo aloha ity sy ny fanolorana ny dosie eo anivon’ny fitsarana ? Andrasana eo ny fivoarany. Fifanojoan-javatra fotsiny ihany sa anton-dia iray, fa dia any an-toerana ihany koa ny ambasadaoro alemana Harald Gehrig. Misy teratany alemana iray voatana am-ponja vonjimaika ihany koa mantsy any Antsiranana voakasik’ity raharaha Ravalomanana ity, dia i Jean-Marc Koumba ankoatra ireo mpiasa efa-dahy ao amin’ny  Aviation Civile de Madagascar (ACM) Antsirabe.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT