Actualités

Manjakazaka ny Sinoa any Sofia Mampiaka-peo ireo parlemantera


  • Alarobia 24 Febroary 2016

Manaitra ny sain’ny manampahefana ireo parlemantera avy any amin’ny faritr’i Sofia fa manjakazaka amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany any ny Sinoa amin’izao fotoana.Ny vato sarobidy antsoina hoe : «

 

 bauxite » moa no trandrahan’ izy ireo.Teratany Sinoa 120 no mifehy tanteraka ny fitrandrahana ao amin’ny kaominin’Ampandrana-Bealanana raha araka ny fanazavan’ireto parlemantera ireto, tsy manaja ny zon’olmbelona ireto vahiny ireto sady manararaotra ny Malagasy ampiasainy, hoy hatrany ny tatitra omaly.Nisy ny fitoriana efa napetraka teny amin’ny fokontany, nisy ny resak natao tamin’ny kaominina saingy tsy mahatapak’ahitra izy ireo ka izay no antony hanairana ny mpitondra fanjakana.Kaominina 20 ao Antsohihy, Analalava, Bealanana, Befandriana avaratra ary Mandritsara no tena misy ireo Sinoa manao rodobe mitrandraka bauxite ireto.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT