Actualités

Mananjary Dibo-drano manodidina ny Jirama


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Dibo-drano ny manodidina ny foibe famokarana herinaratry ny Jiro sy rano malagasy na JIRAMA

ao Mananjary, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Mbola tsy misy ahiana ny famokarana sy ny famatsiana herinaratra any an-toerana na izany aza. Vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Cheseno moa no antony. Saika tsy afa-bela hatrany moa ity faritra ity isaky ny misy rivodoza mandalo toy izao, hoy ny fanamarihana sy fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT