Actualités

Manandafy Rakotonirina Tafaverina eto an-tanindrazana ary salama tsara


  • Alakamisy 04 Desambra 2014

Mikasika ny lahatsoratra navoakan'ny ny Tia Tanindrazana ny alatsinainy 01 desambra 2014, dia manao izao fanitsiana manaraka izao ny Birao Foiben'ny MFM.

Tsy marina ny vaovao naelin'ny Tia Tanindrazana mikasika ny Filoha Nasionalin'ny MFM naiditra hopitaly tany Paris rehefa avy nivory niaraka tamin'ny "Réseau Libéral Africain" tany Marrakech tany Maroc. Ny Birao Foiben'ny MFM irery ihany no afaka manamarina izay fisehoan-javatra toy ireny. Ka amin'ny fotoana tsy maha eo ny Prezidà Nasionalin'ny Antoko dia ny Sekretera Jeneraly no afaka manao fanambarana  mikasika ny Antoko sy ny fisehoan-javatra momba ny tompon'andraikitra ao aminy. Marihina fa tafaverina soa aman-tsara eto an-tanindrazana ny Filoha Nasionalin'ny Antoko MFM Atoa Manandafy Rakotonirina ary salama tsara izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT