Actualités

Manakara Dibo-drano ny 90%-n’ny tanŕna


  • Alarobia 21 Janoary 2015

Anisan’ny nitondra takaitra tamin’ny fandalovan’i Chedza ny tanŕnan’i Manakara. Tranom-panjakana 4 no simba

. Olona enina no maty ary mahatratra 8.500 ireo traboina any an-toerana, araka ny tarehimarika voaray farany. Difotry ny rano moa ny 90%-n’ny tanàna. Voa mafy torak’izany ihany koa ny tanànan’i Vohipeno izay ahitana traboina miisa 2 030. Tranom-panjakana 5 no potika ka iray amin’ireo ny trano fiasan’ny lehiben’ny distrika ary tapaka ny lalana mampitohy azy amin’i Farafangana. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT