Hentitra ny praiminisitra Jean Ravelonarivo omaly nandritra ny filankevitry ny governemanta
voalohany teny Mahazoarivo. Haverina ny fanaovana « pointage » isaky ny minisitera ary tsy maintsy manaja ny ora fidirana sy ora firavana ara-dalàna ny mpiasa rehetra. Ary ny vahaolan’ny fitohanan’ny fiara ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.