Nanome baiko ny praiminisitra hanala ny fako rehetra eto Antananarivo
hanamboatra ny lalana izay misy lavadavaka rehetra sy ny fijerena manokana ireo traboina, fepetra amin’ny fiakaran’ny rano, ny fandravana ny trano izay miorina eo ambonin’ny lakandrano … tsy misalovana ny asan’ny PDS ve izany ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.