Mijoro ary nampahafantarina ny sabotsy 15 novambra teo ny «Fiombonamben’ny Orinasan–gazety Tsy miankina eto Madagasikara»
Noho ny fitsabahan’ny Fanjakana amin’ny asa fanaovan-gazety no antony. Ry Rolly Mercia no mpitarika. Ary tamin’ny andron’ny naha minisitra azy, tsy maro no nogadraina ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.