Miafina ao ambadiky ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ny filoha Hery Rajaonarimampianina momba ny raharaha Marc Ravalomanana.
Ny lehiben’ny fampanoavana, izay ny minisitry ny Fitsarana, ny praiminisitra ary ny filohan’ny Repoblika, anefa no nanome alalana hanitarana ny fanaovana famotorana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.