Tsy amin’ny andro maraina toy ny mahazatra no hanatanterahana ny fanokafana ofisialy ny
fivorian’ny antenimieram-pirenena anio fa ny tolakandro manomboka amin’ny telo ora. Fa naninona ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.