Herintaona latsaka aty aorian’ny fifidianana, fantatra izao fa vola be no notaterina tamin’ny
fiaramanidin’ny kaompania Air Madagascar nandritra ny propagandy tamin’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2013. Izany angamba no tsy mampandeha ny firenena, voavidin’ny vola ny mpitondra fa tsy voafidim-bahoaka !
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.