Actualités

Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana Tafatsangana ny rantsana ao Mahajanga


  • Alarobia 07 Septambra 2016

Tafajoro ao Mahajanga ny hetsika Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana, taorian’ny nampahafantarana ampahibemaso teto Antananarivo ny fisiany ny zoma 2 septambra teo.

Hetsika ivondronan’ireo hery velona rehetra tsy mankasitraka ny fitondrana mijoro sy izay rehetra mahatsapa fa iharan’ny tsindry hazo lena ataon’ny mpitondra izy ity. Randrianjafy no mpandrindra rejionalin’ny hetsika ao Boeny. Natao izao mba hifandresen-dahatra hahatongavana an-databatra boribory hiaraha-midinika amin’ny hamahana ny olana eto amin’ny firenena, hoy izy. Haparitaka manerana ny Distrika ity fikambanana ity.

 Tolin


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT