Actualités

Maintsoarivo Ambohidratrimo Nojinjaina omaly alina ny vary


  • Zoma 09 Janoary 2015

Omaly alina no efa nanomboka nijinja vary ireo mpamboly ao Maintsoarivo Ambohidratrimo noho ny tahotra sao dibo-drano ny tanimbary

ka dia ho potika tanteraka ny voly. Niakatra be mantsy tato anatin’ny 3 andro izao ny rano tamin’iny faritra iny, tahaka ny amin’ny toerana maro eto Antananarivo sy ny manodidina azy. Ahiana ny hampihena ny voka-bary eto amintsika amin’ity taona ity satria efa misimisy ihany ny tanimbary dibo-drano amin’izao fotoana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT