Actualités

«Mahery fon'ny firenena 2009» Mitohy ny tolona


  • Alatsinainy 05 Janoary 2015

Ireo gadra politika no navoaka ny fonja nitazonana azy, ho fampiharana ny fifanarahan’ireo filoha dimy tonta nandritra ny fihaonana an-tampony teny amin’ny CCI Ivato fa ny tolona dia mbola mitohy, hoy Atoa

Solo filohan’ny fikambanana «Mahery fon'ny firenena 2009». Manohy ny fitakiana ny hanomezana aministia na famafana manontolo ny sazy tamin’ny heloka nanenjehana azy ireo indray izao no dingana manakara, hoy izy, eo koa ny fitakiana ny fanonerana ny fahavoazana nianjady tamin’izy ireo, araka ny voalazan’ny tondrozotra izay efa lasa lalàna tsy maintsy ampiharina ary ny hamerenana ireo gadra politika ireo indray amin’ny sehatr’asa nisy azy ireo avy talohan’ny nisamborana ka nanagadrana azy ireo. Aorian’izay ny mpikambana, mandritra ny fivoriambe, no manapa-kevitra ny hoavin’ny fikambanana «Mahery fon'ny firenena 2009», hoy hatrany Atoa Solo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT