Actualités

Mahazoasy Freddie Hiresaka momba ny boaderôzy


  • Alatsinainy 05 Oktobra 2015

Tapa-kevitra ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena faritany Antsiranana, Mahazoasy Mananjara Freddie Richard fa hitondra fanazavana misimisy amin’ny vahoaka mikasika ny vokatra malaza andramena na boaderozy

 

. Ny antony hametrahana azy ho vako-pirenena ka tsy maintsy harovana  ny fikapana sy fandripahana azy toy izao misy ankehitriny izao  sy ny tsy hamelana izay hivarotra amin’ny ankapobeny no votoatin’ny fanazavana. Amin’ny alalan’ny fitafatafana manokana amin’ny mpanao gazety tsy ho ela no hieritreretana hampitana izany amin’ny vahoaka, araka ny filazany.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT