Actualités

Magro Behoririka Misy kariera safira vaky any Andilamena ka anaovana antsojay indray ny vahoaka


  • Talata 03 Febroary 2015

hibe miandry antsika ny fanavotana ny firenena, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Tsy miala eto isika fa sahirana ny firenena, hoy izy. Any Bekily miady vaonina raketa ny olona, na ny rano sotroina aza manahirana satria tsy misy orana hatramin’izao.

Adidy le 100 mahery no matin’ny hanoanana noho ny tsy fandinihan’ny mpanao politika, tia tena, karamain’ny Frantsay namotika ny firenena. Sarotiny ny mpamatsy vola, vokatry ny fanonganam-panjakana. Tokony niandry ny fahavitan’ny mandat-n’I Ravalomanana vao nanala azy ka tamin’ny alalan’ny fifandimbiasan-toerana ara-demokratika. Misy ny mizana mitongilana, Sucoma hokarakarain’ny fitondrana nefa tantanan’ny Sinoa nefa ny Gasy atao ambanin-javatra toy izany koa ny haino aman-jery, efa 6 taona no nitakina ny famoahanan’ny Tiko nefa tapitry ny fahafahana mividy. Misy carrier saphir vaky any Andilamena, hoy Rtoa Brenda, dia tonga indray ny antsojay any amin’ny Faritra Aloatra Mangoro , aman’alina ny vahoaka makany nohon’ny tsy fisin’ny asa sy ny fitadiavambola ka mba aza vonoina ny vahoaka ry miaramila toy ny tany Didy. Mampahantra ny Malagasy sy tsy mahasalama azy ny tsy fisian’ny Tiko.

RHR/Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT