Actualités

Magro Behoririka Hetsika manokana ny anio


  • Zoma 12 Desambra 2014

Tsy avelantsika hangina i Dada amin’izao fetiny izao, hoy i Guy Roger omaly tetsy amin’i Magro , tany Afrika Atsimo aza izy nankalaza ny zanany ka hankalaza izany isika na dia any

Diégo aza izy na inona na inona tranga androany sy rahampitso. Manomboka amin’ny 10 ora ny hetsika, amin’ny 12 ora ny vavaka manokana ho an’ny filoha Ravalomanana, amin’ny 1 ora ho avy eny an-toerana ny artsita tsy mahafoy ny fianakaviana Ravalomanana ary tsy foin’ ny fianakaviana, amin’ny 4 ora  fizarana mofomamy ka tokony tapitra amin’ny 5 hariva ny hetsika saingy  miakina amin’ny toetr’andro ihany moa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT