Actualités

Magro Behoririka Hetsika makotrokotroka amin’ny sabotsy


  • Zoma 09 Janoary 2015

Dingana lehibe no efa vitan’ny FFKM, hoy Rtoa Zo mpitarika ny reny diamondra tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alakamisy 8 janoary, ilaina amin’ny fampandrosoana ny firenena Ravalomanana na eto an-toerana na ny fifandraisana avy any ivelany.

Faly Alaotra Mangoro mahalala fa efa ao Faravohitra ny prezidà Ravalomanana, hoy Rtoa Brenda,  ka na dia sahirana aza dia namono gisa tamin’ny fety. Ny andrasana dia hovidian’ny Tiko indray ny vary. Tsy andrin’Alaotra Mangoro ny fahatongavan’ny andro 13 janoary mba hananana fanantenana indray amin’ity 2015 ity. Malalaka Ravalomanana, misokatra ny Tiko sy ny haino aman-jery dia efa ampy amin’ny 2015, ho feno fifankatiavana sy firaisankina. Tena mila an-dRavalomanana satria na ny lalana aza efa ho simba tanteraka raha mitohy hatrany ny orana. Ankatoky ny 13 janoary ny amin’ny sabotsy, hoy i Feno ao amin’ny Boriborintany faharoa,  ka mila tonga maro eto an-kianja fa maro ny tsy ampoizina hiseho.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT