Actualités

Magro Behoririka Afaka mody any Frantsa ny Frantsay tsy tia fihavanana


  • Alarobia 03 Desambra 2014

Fahendrena raha ny hafatra nalefan’ny fioha Marc Ravalomanana, hoy ny Mct teo aloha Sandros tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Iny tokoa ve ny hafatra nefa ny mahazo azy aza mafy ?

Raiamandreny ary olon-kendry no fahenoana azy.  Olon’ny fivavahana sy finoana ary filaminana fa tsy maintsy mivoaka ny marina, hoy izy. Mihazakazaka ny fampihavanana, nivory ny tangalamena dia nanapaka fa ho eo Mahamasina amin’ny 15 desambra no hanasany ny 5 tonta ary ho vanona io fampihavanana io. Efa misy ny fangatahana nataon’ny fianakaviana  Ravalomanana mba hiaraka hanao fety ao Faravohitra. Rehefa tsy mety amin’ny Frantsay ny fampihavanana dia afaka mody any Lafrantsa izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT