Actualités

Madagasikara tsy tan-dalŕna Olana fototra ny tsy fanajana Lalŕmpanorenana


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Vao 55 taona monja izay no niverenan’ny fahaleovantenan’ny firenena Malagasy nefa efa Repoblika efatra sahady no nifandimby hatramin’ny taona 1960

 Vao 55 taona monja izay no niverenan’ny fahaleovantenan’ny firenena Malagasy nefa efa Repoblika efatra sahady no nifandimby hatramin’ny taona 1960. Tsy filaminana ara-politika hatrany no nampikorontana ny fiarahamonina noho ny tsy fitovian-kevitra sy fahasamihafam-pijery amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena. Lasa fomba amam-panao mihitsy tao anatin’ny taona maro teto amintsika ny fidinana an-dalambe ho fanoherana ny tsy mety ataon’ireo mpitondra voafidim-bahoaka. Rariny sy hitsiny raha maneho hevitra am-pilaminana ny olom-pirenena mitaky ny fanatanterahana ny fifanarahana sosialy nampanantenaina azy. Tsy mitombina kosa anefa ny fanovana isaky ny misy fihetseham-bahoaka ny Lalàmpanorenana mba hidirana amin’ny Repoblika vaovao. Tsy vahaolana mihitsy ny fanovana ny Lalàna fototra araka izay hitiavan’ny mpanao politika azy, hoy ireo mpahay lalàna efa zokinjokiny. Mila mijoro ireo manampahaizana sy mpandalina lalàna manoloana ny tsy fanarahana mihoapampana azy io miseho eto Madagasikara. Rehefa fandikan-dalàna dia mendrika ny hosaziana na mpitondra fanjakana na olom-pirenena tsotra, hoy ny fanampim-panazavan’ireto olon’ny lalàna ireto

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT