Actualités

Loza mitranga isa-kerinandro Mahalasa saina


  • Alakamisy 31 Janoary 2019

Taona hamokatra be ity 2019 ity, hoy ny mpanandro, Eris Rabedaoro. Be atao izy mahery setra be io satria sarotra be ilay lohany. Be ny maty.

 

 Be ny marary dia ho lasa mamy be koa ilay miaina. Ho tia hiasa be ny olona satria mahatsiaro fa mandalo ny fiainana, hoy ny tenany. Ho an’ny Mpiandry iray eo anivon’ny finoana loteranina kosa dia manana ny fiheviny aminy Andriamanitra ary ny mitondra am-bavaka ny firenena no azo atao. Ho an’ny mpandinika sasany kosa dia misy antony tokony hampieritreritra ny tranga tahaka izao. Saika isa-kerinandro dia misy loza foana. Tao ny tototry ny tany. Tao ny tondraky ny rano. Hatreny ana habakabaka koa aza tao ho ao nisy loza nanamarika ny fiainam-pirenena.” Na ny tany na ny rano na ny rivotra ve izany dia samy tezitra amintsika avokoa ?”, hoy ireo mpandinika zavaboary. Anjaran’ny tsirairay tokoa ny mieritreritra na hadisoantsika irery na adisoan’ny mpitondra irery.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT