Actualités

Lehilahy hita maty natsingevan’ny ranomasina Mbola nahenoana fofon-toaka


  • Zoma 28 Novambra 2014

Lehilahy iray sahabo ho 40 taona eo no ho eo no hita maty tany Toliara, natsingevan’ny ranomasina teo amin’ny toerana antsoina hoe : « port kely » Amoron-driaka, afak’omaly tolakandro.

Taitra ireo mpitsangantsangana sy ny teo amin’ny manodidina nahita izany. Raha ny voalazan’ireo nanatri-maso nahenoana fofon-toaka tamin’ny razana rehefa nobataina. Raha ny angom-baovao dia avy nisakafo antoandro ity raim-pianakaviana manan-janaka efatra ity no niala tao an-tranony, nefa ny nofo mangatsiakany nivalampatra tao anaty rano no novantanin’ny fianakaviany. Tsy hay na vokatry ny hamamoana diso tafahoatra na noho ny antony hafa no nahafaty azy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT