Actualités

Lalatiana Ravololomanana Mitaky ny handravana ny Antenimieram-pirenena


  • Zoma 23 Janoary 2015

Mitaky ny handravana ny Antenimieram-pirenena ny vondrona mpanohitra tarihin’i Lalatiana Ravololomanana.

 

Anjakan’ny kolikoly ao amin’ity andrimpanjakana ity satria dia be loatra ny vola mandehandeha ao araka ny filazany. Raha te ho marin-toerana ny fitondran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina dia maika ny fandravana ny Antenimieram-pirenena ary atao haingana ny fifidianana solombavambahoaka, hamaritana ny tena fifandanjan-kery eto amin’ny firenena, hoy izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT