Actualités

Lalao Ravalomanana Nankasitraka ireo mpamafa lalana


  • Talata 16 Aogositra 2016

Misy ny fankasitrahana rehefa aorian’ny asa mafy vita ary ilaina ihany koa ny mifanampy. Izany indrindra no nahatonga ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana

 

 nanolotra sakafo sy entana maro samihafa ho an’ireo mpamafa lalana sy mpanadio tanàna avy amin’ny boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra ny faran’ny herinandro iny. Teo ny sakafo vary sy laoka, niampy yaourt Tiko sy pate Sedaap. Fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny orinasa AAA ary ny Orange Madagascar no nahafahana nanatanteraka izany. Mafy ny asa miandry ny kaominina sy ny mpiara-miasa aminy rehetra ka ilaina ny fihetsika tahaka izao, hoy ireo mpiasa ravoravo nahazo fanomezana izay tena ilaina tokoa.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT