Actualités

Lalŕna vaovao momba ny fampidiran-ketra Efa miomana ny ao Alakamisy Fenoarivo


  • Talata 27 Janoary 2015

Sarotra ny fampiharana ilay lalŕna vaovao 2014-024 momba ny fampitomboana ny fampidiran-ketra eny anivon’ny kaominina. Tsy mampihemotra ireo asa fampandrosoana ny tanŕnan’Alakamisy Fenoarivo anefa izany, hoy ny ben’ny Andrianaivo Rakotobe. Efa miomana hiatrika izany dieny izao mantsy ity kaominina ambanivohitra ao anatin’ny distrikan’Atsimondrano ity.

 

 Lalana iray ahatongavana amin’izany, ohatra, ny fanatsarana ny tsena amin’izao fanombohan’ny taona 2015 izao. Natomboka tamin’ny 23 janoary lasa ary ny fanomezana endrika vaovao ireo «pavillons» miisa 20. Ireo mpandraharaha tompon’ireo trano heva no misahana ny fampitaovana rehetra. Manamora ny fanatanterahana ny asa fanamboarana kosa ny kaominina izay haharitra 45 andro izany hoe hatramin’ny faran’ny volana febroary 2015. Eritreretina hampiditra vola hatrany amin’ny 8 hetsy ariary ireo fotodrafitrasa ireo manomboka amin’ny volana jolay 2015.  Tafiditra ao amin’ny fandaharanasa tsy ho elan’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo koa ny fanamboarana ny tranompokonolona eny an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT