Actualités

Lalŕna hifehy ny serasera Haverina hodinihina hatrany am-piandohana


  • Alarobia 31 Aogositra 2016

Hiditra amin’ny lalindalina kokoa ny hetsiky ny mpanao gazety mitaky ny fahalalahana maneho hevitra taorian’ny fanambaran’ny Filoham-pirenena ny hamoaka hampanan-kery ilay fehezan-dalŕna mifehy ny serasera.

Natomboka tamin’ny “Andron’ny firaisankina” izany omaly teny amin’ny foiben’ny Free FM Antanimena, narahin’ny fanaovan-tsonia taratasy enti-manohitra ny fanapahan-kevitra rehetra noraisin’ny fanjakana hamerenana hatrany am-boalohany ny fandrafetana lalàna vaovao ary nitohy tamin’ny Miara-Manonjan’ny onjam-peo, izay nandraisana radio 40 anjara. Hitohy amin’ny sabotsy ny fanangonan-tsonia izay hisokatra amin’ny olom-pirenena rehetra. Ny zoma mialoha io dia mbola hiverina ny radio Miara-Manonja, handefasan’ny onjam-peo miara-dalana amin’ny hetsika fandaharana iray mitovy.

                                                                                                                                 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT