Actualités

Lakana rendrika tany Ambohibary-Moramanga Tafiakatra 13 no maty


  • Talata 26 Janoary 2016

13 namoy ny ainy, 13 avotra ary olona 6 tsy hita popoka. Io no tarehimarika farany momba ilay lakana rendrika tany amin’ny kaominin’Ambohibary Moramanga omaly antoandro.

 

 Fantatra fa mponina avy ao amin’ny fokontanin’Ambodimanga baka izay faritra mitoka-monina tanteraka ireto niharam-boina ireto. Nidina nankahery ny mponina sy nanolotra fanampiana tany an-toerana moa ireo tompon’andraikitra sivily sy miaramila, ny mpitsabo ary ireo olom-boafidy. Tonga tany an-toerana ihany koa ny iraka manokan’ny minisiteran’ny mponina notarihan’ny talen’ny kabinetra Jean Michel Bedo. Vary, menaka, siramamy ary lambamena no natolotra ireo fianakaviana ho fiaraha-mientana amin’izy ireo noho izao voina izao.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT