Actualités

Labiera GOLD Efa misy amin’ny “Canette” ihany koa


  • Zoma 21 Oktobra 2016

Anisan’ny zava-pisotro be mpankafy ny labiera Gold maneran-tany. Ho an’i Eoropa manokana dia fantatra fa nitombo 2,4 miliara ny filana nanomboka ny taona 2014 raha oharina tamin’ny taona 2013.

 

Ho antsika eto Madagasikara indray raha araka ny fanazavan’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Star dia ny taona 2005 no tonga  voalohany teto amintsika ity karazana zava-pisotro misy alikaola novokarin’izy ireo ity ka tao Antsirabe no nanaovana azy voalohany  raha tany amin’ny Nosy rahavavy Maorisy  ny taona 2001.  Ny taona 2005 kosa no niparitaka teto an-drenivohitra izy ity tao anaty tavoahangy. Ankehitriny, efa vita anaty canette ny Gold mirefy 50 sl ary efa hita manerana ny nosy. Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy omaly ity Gold amin’ny endriny vaovao ity

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT