Actualités

“La Voix d’Or” Iza no hihazo ny Disneyland-Parisy ?


  • Sabotsy 24 Desambra 2016

Anisan’ny hanamarika ny fankalazana ny Noely amin’ity 2016 ity ny famaranana amin’ilay fifaninanan-kira “La Voix d’Or” karakarain’ny Televiziona VIVA.


 Andiany voalohany izy ity, ka ny harivan’ny andron’ny Krismasy no hanatanterahana ny famaranana ao amin’ny Viva Arena Ivandry. Enina mirahavavy, 6 ka hatramin’ny 14 taona, izy ireo amin’io famaranana io no hifaninana hahazo ny tapakila miampy fivahinianana mandritra ny herinandro ao amin’ilay toeram-pialamboly malaza eran-tany Disneyland any Parisy Frantsa.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT