Actualitテゥs

Krizin-drano any Amboasary Atsimo 800 Ar ny iray ォ seau サ


  • Alakamisy 20 Novambra 2014

Noho ny hain-tany ateraky ny fiovaovan地y toetr誕ndro dia ritra tanteraka ireo loharano sy ny ankamaroan地y renirano any amin地y tapany atsimon地y nosy iny, amin段zao. Raha ho any distrikan� Amboasary Atsimo manonkana, tsy misy rano intsony (ritra sy maina) ny reniranon段 Mandrare, ary tafakatra 800 ariary ankehitriny ny iray siny (seau) amin地y rano manana fatra 12 litatra any amin地y kaominina Sampona atsimon地y tan瀟an� Amboasary Atsimo. Mandeha an-kilometatra maromaro ny vantan-dehilahy matanjaka vao mahita rano, izay mbola vidin-dafo ihany koa avy eo.

 

Vokatr’izany, betsaka ny olona te-ho velona misotro rano maloto sy ranom-potaka. Mirongatra ny valan’aretina toy ny aretin-kibo, ary lasibatra ny kilonga madinika sy ireo marefo ara-pahasalamana. Tsy ny olombelona ihany no lasibatry ny kere tsy fampiandrano any an-toerana fa hatramin’ny biby fiompy ihany koa. Noho izany, niakatra avo roa heny ny vidim-piainana sy ny vidin-javatra ilaina amin’ny fiainana andavanandro any amin’ity distrika ity ankehitriny, satria takony Dahalo Niova Fo ny sosialim-bahoaka ka hanairana ny mpitondra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualitテゥs
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin窶冢y
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT