Actualités

Krismasy 2014 Tsy ho diso anjara ireo mpanjifan’ny Telma


  • Zoma 12 Desambra 2014

Tolotra miampy fanomezana maro no miandry ireo mpanjifa Telma mandritra ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona 2014

. Manan-jo hanoratra ny fanomezana tiany ho azo amin’ny Dadabe Noely ireo rehetra mividy vokatry ny orinasa manerana ny nosy hatramin’ny 21 desambra 2014. Anisan’izany ny Telma Like 3G+ miaraka amin’ny 500 Mo isam-bolana mandritra ny 10 volana, ny Smartphone Karbonn A5S sy 500 Mo isam-bolana mandritra ny 5 volana na Tablette K-Lite S9 misy 250 Mo iray volana. Mibata Tablette K-Lite S9 misy 250 Mo iray volana ihany koa ny sary alaina miaraka amin’ny Dadabe Noely eny amin’ny toeram-pivarotana Telma voatsonga tsara indrindra ao amin’ny https://www.facebook.com/TelmaMada na concours.photo@telma.mg mialoha ny 30 desambra 2014. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT