Actualités

Korontana eto amin’ny firenena Ny Franc maçon no fositra, hoy i James Ratsima


  • Alatsinainy 08 Mey 2017

Mikorontana tanteraka ny raharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny filohan’ny antoko Asandratro ny fireneko, James Ratsima.

Sahiko ny milaza fa ny Franc maçon no tompon’andraikitra voalohany amin’izany. Malagasy daholo ireo ary lalaovin’ny frantsay na ireo mitabataba manao lohany amin’ny fanehoan-kevitra (Leader d’opinion) na ireo ao amin’ny fitondrana. Mbola te hametraka ny olony eo amin’ny fitondrana hatrany ny frantsay ary manahy sao ho lasan’ny tavaratra sy ny tiorka ary ny sinoa no harenantsika tezna ilainy. Tsy hiarina mihitsy isika raha mbola manjaka eto ny Franc maçon sy ny frantsay, hoy izy.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT