Actualités

Kits scolaires


  • Talata 20 Oktobra 2015

Hozaraina mialoha ny faran’ny volana novambra 2015 ireo kojakojam-pianarana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny sekoly fanabeazana fototra, hoy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Miisa 3 tapitrisa moa ireo kits scolaires ireo.


Edic 2015 

Hotanterahana anio ny atrikasam-pirenena fankatoavana ny fanadihadiana fitsirihana ny fidirana ara-barotra mikasika an’i Madagasikara 2015. Hampiantrano ny fihaonana ny foiben’ny Banky iraisam-pirenena eny Anosy.

Fanjifana 

Nahitana fiakarana  0,4% ny vidin’ny fanjifana teo anelanelan’ny volana jolay sy aogositra 2015. I Mahajanga no toerana nisian’ny fidanganana ambony indrindra izay nahatratra 1,3%.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT