Actualités

Kianja ivelany etsy Mahamasina Nodiovina sady nolokoina


  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Taorian’ny fetin’ny Paska lasa teo dia nanatanteraka asa fanadiovana sy fandokoana ny kianja filalaovana baskety baolina sy voley baolina etsy Mahamasina,

 

 

ny avy eo anivon’ny Sampandraharaha misahana ny kolontsaina sy ny fiainam-piarahamonina, na DCVC eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Nanomboka ny 23 aprily lasa teo ny asa, tsy hifarana raha tsy rahampitso zoma 26 aprily. Nisy  ny fanapahana ireo bozaka sy lobolobo nandritra izany, narahin’ny  fanatsarana sy fandokoana  (marquage) ny toerana filalaovana baolina. Nisy ihany  koa fanondrahana rano nataon’ny sampana mpamonjy voina  ary ny  fanondrahana fanafody mamono mikraoba nataon’ny Direction de la Santé et Hygiène  na DSH Isotry. Izao hetsika izao no natao moa dia  mba ho fanatanterahana ny vinan-dRamatoa Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana manao hoe :  « Antananarivo soa iombonan’ny Malagasy » ary ho fanomezana hasina ny tanora sy ny fanatanjahantena.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT