Actualités

Kaomisera Rafalimanana Alain Hanolotra fanomezana hafakely an’Antsirabe


  • Alarobia 01 Oktobra 2014

Hafakely ! Hanolotra fanomezana hafakely ho an’ny tanŕnan’Antsirabe ny kaomisera Rafalimanana Alain, amin’ny fandraisany ny andraikitra vaovao eto Antsirabe no sady hanamarihany ny faha-53 taona nijoroan’ny polisim-pirenena teto Madagasikara. Raha ny nambarany dia hisy hetsika goavana hataony amin’ny fampanarahan-dalŕna ny mponina rehetra manomboka amin’ny mpitari-posy sy ny mpitatitra izany ary ireo mpanao fandikan-dalana samihafa

Nahitsy ny tenin’ity tompon’andraikitra ity hoan’ireo rehetra miheritreritra hanao zavatra hafahafa eto antsirabe, toy ny asnolahy sy ny vaky trano fa ho avy amin’ny angady sy harona ny teny sy ireo mpiara-miasa aminy amin’io volana miditra io. Tanjona, hoy izy ny famerenana ny fahatokisan’ny mponina ny polisim-pirenena manao ny asany.Voakasika amin’izany moa ny fitondrana karapanondom-pirenena raha tsy maintsy hivoaka alina, ny fanakatonana ireo toeram-pivarotana toaka isan-karazany araka ny efa napetraka teo aloha ary ireo posy sy bisikileta, izay hisy fisavana ato ato.Hisy araka izany ny fanatevenana ny fisafoana manerana an’Antsirabe ato ato raha ny nambarany. Marihina fa isan’ireo nitondra fandaminana ny renivohitr’i Madagasikara moa ny tenany nialoha ny namindrana azy eto Antsirabe izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT