Actualités

Kaominin’i Mahitsy RN 4 Misitraka ny asa hirahana amin’ny association AVOTRA


  • Talata 05 Martsa 2019

Tao aorianan’ny fizarana zezika sy masomboly ary sakafom-biby nanerana ny kaominina 24 ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo nataony dia moiroso amin’ny fanaovana foto-drafitr'asa samihafa indray ankehitriny ny asa sosialy ataon’ny association AVOTRA "Andry sy VOnjy ho an’ny reheTRA"

 

 

 

  ka anisan’izany ny fanombohana ny fanamboarana ny tsenan’i Mahitsy RN 4 (fanotofana an’ireo fotaka mandifotra an’ity tsena ity) sy ny fanamboarana an’ireo lalana izay potika sy simba miala eto amin'ny "Acces Banque » mahazo ny « Abattoire » ary mivoaka any Anosikely sy ny fanamboarana ny lalana mirefy 12 kilometatra avy eo amin'ny « Charbon » mivoaka any amin'ny kaominina Ambohimanjaka hiarahany amin’ny fikambanana zanak’i Manendy tarihan’i Jhonny Maminiaina sy ny vahoakan’ny  kaomin’i Mahitsy manontolo. Velombolo sy mahatsiaro milamin-tsaina ireo vahoaka manerana ny fokontany 31 ato anatin'ity Kaominina Mahitsy ity satria nandray ary mbola mandray an’ireo zezika aman-taonina maro sy ireo masomboly sy sakafom-biby, teo koa fanamboarana ny paompin-drano sns...

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT