Actualités

Kaominina Tanjombato Trano 20 mahery no nirodana nandritra ny rivodoza


  • Alarobia 28 Janoary 2015

Mbola mitohy ny takaitra navelan’ny rivodoza Chedza teto Madagasikara ary anisan’ny nitondra faisana ihany koa ny teto an-drenivohitra. Raha ny fantatra dia trano miisa roapolo mahery no

 

nirodana nandritra iny vanim-potoanan’ny rivodoza iny teny Tanjombato. Betsaka tamin’ireo trano no tsy maintsy narodana, hoy ny ben’ny tanàna eny an-toerana Atoa Rakotondrabe Maurice noho ny fahanterany sy izy efa natahorana ny hirodana. Mahakasika  ireo traboina dia miisa arivo mahery izy ireo no voatery nafindra teny amin’ny Epp Ambohimanatrika  saingy efa nisy ireo niverina tany amin’ny trano fonenany rehefa nidina ny rano. Mba hisorohana ny loza izay mety mbola ho avy dia nilaza  hatrany ny ben’ny tanàna fa efa misy ny fangatahana tamin’ny  BNGRC  mba hitazonana ireo trano lay eny an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT