Actualités

Kaominina Talatamaty Manomboka ny asa fanamboaran-dalana


  • Talata 03 Febroary 2015

Raikitra ihany koa ny asa fanamboaran-dalana eny amin’ny kaominina Talatamaty. Efa ho iray volana izao no niatombohan’izany, vatsian’ny minisiteran’ny asa vaventy vola.

Tsy « tip top » toy ny teo aloha intsony no hatao, raha ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Razafindratsimba Rado fa asa fanamboarana iray manontolo mihitsy. Epahina avy hatrany mantsy ireo miendaka mba hatao tara ankoatra ny fanokafana ny tata-drano rehetra amin’ny sisin-dalana mba tsy hivangongoan’ny rano toy ny teo aloha intsony. Manomboka eo amin’ny PK 9 mandalo Bel’air mipaka hatreny Mandriambero. Nomarihin’ity Ben’ny tanàna ity manokana moa fa hanasazy avy hatrany ireo olona mbola tratra manipy rano amin’ny arabe izy ireo aorian’ny asa fanamboarana ho fanajana ny fotodrafitrasa.

Pati

Legende : Razafindratsimba Rado, Ben’ny tanànan’i Talatamaty 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT