Actualités

Kaominina Lakato Ny Ben’ny tanŕna irery sisa no mampandeha ny asa


  • Zoma 07 Novambra 2014

Misedra olana ny Kaominina Lakato, Distrikan’i Moramanga. Tsy nandray ny tambin-karamany efa ho 10 volana ny mpiasa ka tsy mety mamonjy birao intsony

. Betsaka amin’izy ireo no lasa mikorontana tokantrano. Miantso vonjy amin’ny fitondrana foibe izy ireo. Miala 54km ny renivohitry ny Distrikan’i Moramanga no misy ny Kaominina Lakato. Manana harena ankibon’ny tany toy ny volamena sy ny vatosoa kanefa mahantra ara-potodrafitrasa. Mikatso ankehitriny ny fitantanan-draharaha vokatr’io tsy fiasan’ny mpiasan’ny Kaominina io. Mijaly izahay, hoy izy ireo ka manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra. Marihina fa tantsaha ny 98%-n’ny mponina any an-toerana. Manana ny hoavy ara-toekarena ny Kaominina Lakato raha voavaha ireo olana samy hafa any an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT