Actualités

Kaominina Antsirabe renivohitra Voafitaka indray ny mpiasa


  • Alarobia 15 Oktobra 2014

Voafitaka indray ny mpiasan'ny kaominina Antsirabe renivohitra raha nampanantenaina fa homena karama iray volana ny faran'ny herinandro teo.

Nasaina natsahatr’izy ireo mantsy ny fitokonana homena karama iray volana izy ireo, amin'ireo efa-bolana tsy voaloa. Voalaza fa tsy ampy 30 tapitrisa ny vola ka nampanantena ny faritra fa hanome izany saingy hatramin'izao dia tsy tonga ny fanampiana nampanantenaina. Raha ny fantatra dia ampahana mpiasa izay vola mivantana ihany no nahazo karama hatreto fa tsy mbola nandray ireo manana kaonty any amin'ny banky. Asa aloha na hiverina hitokona indray ireto mpiasa ireto na tsia fa dia ho hita amin'ity herinandro ity indray ny fivoaran'ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT