Actualités

Kaominina Antananarivo renivohitra Nahazo fitaovam-panadiovana avy amin’ny firenena sinoa


  • Alarobia 10 Oktobra 2018

Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny masoivohon’ny firenea sinoa eto Madagasikara sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tonga nanolotra kojakoja fanadiovana ny tanàna mitentina 25 tapitrisa Ar ho

 

 

an’ny tanànan’Antananarivo teny  Nanisana omaly mantsy ny masoivohon’ny firenena sinoa rtoa Yang Xiaorong . Fitaovana  toy ny borety miisa 100,  ratô miisa 120 sy lapelina maro ary fanamiana ho an’ireo mpanadio tanàna no nomeny. Natao izao  hahafahan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra  manatanteraka ny asa fanadiovana mialoha ny fotoam-pahavaratra,  hisorohana ny mety ho fiparitahan’ny pesta. Nandray ireo fitaovana ireo teny amin’ny masoivohon’ny firenena Sinoa  ny lefitra voalohan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo  renivohitra ny kolonely Emilien Ramboasalama, izay nisolotena ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.  Nanotrona ny fotoana koa ireo delege avy amin’ireo boriborintany  enina misy eto Antananarivo Renivohitra.

 

 

Pati

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT