Actualités

Kandida Gérard Rakotonirina Hanarina ny fahapotehan’ny asa fanaovan-gazety


  • Alarobia 05 Novambra 2014

Handray andraikitra hamerina ny firaisankinan’ny mpanao gazety sy hanarina ny fahapotehana tao anatin’ny taona vitsy izay no nahatonga ny talen’ny famoahana gazety Basivava, Gérard Rakotonirina nirotsaka

ho anisan’ireo mpifaninana hofidiana filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety. Navoitrany nandritra ny fandalovany tany Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo fa mitovy avokoa ny mpanao gazety na any amin’ny faritra na eto an-drenivohitra. Hiaro mandrakariva ny mpanao gazety eo am-panatanterahana ny asany mba hahafahany mivelatra kokoa sy manaja ary manatanteraka ny zon’ny vahoaka mba hahazo vaovao feno sy marina hahafahany mandray fanapahan-kevitra amin’ny fotoana anankiray. Nampanantena koa ny lehilahy fa hijery akaiky izay mety ho tombontsoan’ny mpanao gazety.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT